Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 25:1 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no teny tonga tamin'i Jeremia ny amin'ny Joda rehetra tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda dia ny taona voalohany nanjakan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:1 amin'ny teny manodidina.