Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 22:3 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Manaova fitsarana sy fahamarinana ianareo, ka afaho amin'ny tanan'ny mpampahory ny olona voaroba; ary aza mampahory na mampidi-doza amin'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, ary aza mandatsaka rà marina amin'ity fitoerana ity.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:3 amin'ny teny manodidina.