Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 22:21 Malagasy Bible (MG1865)

Efa niteny taminao Aho, fony ianao mbola nipetraka tsy nanana ahiahy; Nefa hoy ianao: Izaho tsy hihaino. Fanaonao hatry ny fony ianao mbola tanora ny tsy mihaino ny teniko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:21 amin'ny teny manodidina.