Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 21:4 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, haveriko ny fiadiana eny an-tananareo, izay entinareo miady eny ivelan'ny manda amin'ny mpanjakan'i Babylona sy amin'ny Kaldeana, izay manao fahirano anareo, ka hangoniko eto afovoan'ity tanàna ity ireo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 21

Jereo Jeremia 21:4 amin'ny teny manodidina.