Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 21:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hamaly anareo araka ny vokatry ny asanareo Aho, hoy Jehovah, ary handrehitra afo ao amin'ny alany, ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 21

Jereo Jeremia 21:14 amin'ny teny manodidina.