Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 2:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitondra anareo niditra ho any amin'ny tany mahavokatra Aho, mba hihinananareo ny vokatra sy ny zavatra tsara eo aminy; Kanjo nony tafiditra ianareo, dia nolotoinareo ny taniko, sady novetavetainareo ny lovako.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 2

Jereo Jeremia 2:7 amin'ny teny manodidina.