Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 2:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ahoana no anaovanao hoe: Tsy nanao izay nahaloto ahy aho, tsy nanaraka ireo Bala aho? Hevero ny nalehanao tany amin'ilay lohasaha, fantaro izay nataonao, ry ramevavavy haingam-pandeha mivezivezy amin'ny alehany,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 2

Jereo Jeremia 2:23 amin'ny teny manodidina.