Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 19:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hampihinaniko ny nofon'ny zananilahy sy ny nofon'ny zananivavy izy, ary samy hihinana ny nofon'ny namany avy izy eo amin'ny fahirano sy ny fahaterena, izay haneren'ny fahavalony sy izay mitady ny ainy azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:9 amin'ny teny manodidina.