Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 19:3 Malagasy Bible (MG1865)

ka ataovy hoe: Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ry mpanjakan'ny Joda sy ry mponina ato Jerosalema! Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin'ity tanàna ity Aho izay mandre izany, dia hangintsingintsina ny sofiny

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:3 amin'ny teny manodidina.