Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 19:15 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hataoko mihatra amin'ity tanàna ity sy amin'ny zana-bohiny rehetra ny loza rehetra izay nolazaiko hatao aminy noho ny nanamafiany ny hatony tsy hihainoany ny teniko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:15 amin'ny teny manodidina.