Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 19:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tranon'i Jerosalema sy ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda dia ho tonga maloto tahaka an'i Tofeta, dia ny trano rehetra izay nandoroany ditin-kazo manitra teo an-tampony ho an'izay rehetra eny amin'ny lanitra sy nanidinany fanatitra aidina ho an'izay andriamani-kafa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:13 amin'ny teny manodidina.