Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 19:11 Malagasy Bible (MG1865)

ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Toy izao no hanorotoroako ity firenena sy ity tanàna ity, dia toy ny famakin'ny mpanefy tanimanga ny vilany tany, ka tsy azo atambatra intsony; ary any Tofeta aza no handevenany noho ny tsi-fisian-tany hafa handevenana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:11 amin'ny teny manodidina.