Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 17:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy manamasina ny andro Sabata, fa mitondra entana miditra amin'ny vavahadin'i Jerosalema ihany amin'ny andro Sabata, dia handrehitra afo tsy mety maty eo am-bavahadiny Aho handevonana ny tranobe eto Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 17

Jereo Jeremia 17:27 amin'ny teny manodidina.