Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 17:25 Malagasy Bible (MG1865)

izay mpanjaka sy mpanapaka mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida dia hiditra amin'ny vavahadin'ity tanàna ity mitaingina kalesy sy soavaly, dia izy sy ny mpanapaka sy ny Joda ary ny mponina eto Jerosalema, ka honenana mandrakizay ity tanàna ity.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 17

Jereo Jeremia 17:25 amin'ny teny manodidina.