Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 17:18 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka ho menatra izay manenjika ahy, fa izaho kosa aoka tsy mba ho menatra; Aoka hivadi-po ireo, fa izaho kosa aoka tsy mba hivadi-po; Ataovy tonga aminy ny andro fahoriana, ary ny fahatorotoroana roa heny no anorotoroy azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 17

Jereo Jeremia 17:18 amin'ny teny manodidina.