Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 16:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ho fatin'ny loza samy hafa izy, nefa tsy hisaonana na halevina, fa ho zezika eny ambonin'ny tany; ary ho lanin-tsabatra sy mosary izy, ka ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny fatiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 16

Jereo Jeremia 16:4 amin'ny teny manodidina.