Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 15:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hataoko manda varahina mirova ho amin'ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy, nefa tsy hahaleo anao; Fa momba anao hamonjy sy hanafaka anao Aho, hoy Jehovah;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:20 amin'ny teny manodidina.