Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 13:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ny fijangajanganao sy ny fanenonao, ny fahavetavetan'ny fijejojejoanao any amin'ny havoana any an-tsaha, eny, samy efa hitako avokoa ireo fahavetavetanao ireo. Lozanao, ry Jerosalema! Mandra-pahoviana no mbola tsy hetezanao hanadio ny tenanao?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:27 amin'ny teny manodidina.