Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 13:16 Malagasy Bible (MG1865)

Manomeza voninahitra an'i Jehovah Andriamanitrareo, dieny tsy mbola mahatonga ny maizina Izy, ary dieny tsy mbola tafintohina amin'ny tendrombohitra maizimaizina ny tongotrareo, ka raha miandry ny mazava ianareo, dia hataony tonga ho aloky ny fahafatesana, ka hampodiny ho aizim-pito.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:16 amin'ny teny manodidina.