Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 13:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia holazainao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hataoko leony ny mponina rehetra amin'ity tany ity, dia ny mpanjaka, izay mipetraka amin'ny seza fiandrianan'i Davida, sy ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny mponina rehetra any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:13 amin'ny teny manodidina.