Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 10:7 Malagasy Bible (MG1865)

Iza no tsy hatahotra Anao, ry Mpanjakan'ny firenena! Fa Hianao no iendrehan'izany, eny, amin'ny hendry rehetra amin'ny firenena sy amin'ny fanjakany rehetra dia tsy misy tahaka Anao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:7 amin'ny teny manodidina.