Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 10:22 Malagasy Bible (MG1865)

Injany! misy siosion-teny hoe: Indro, tamy izy amin'ny fihorakorahana be avy any amin'ny tany avaratra mba hahatonga ny tanànan'ny Joda ho lao sy ho fonenan'ny amboadia.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:22 amin'ny teny manodidina.