Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 10:16 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran'i Jakoba; Fa Mpamorona ny zavatra rehetra Izy; Ary ny Isiraely no firenena lovany; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:16 amin'ny teny manodidina.