Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 8:9 Malagasy Bible (MG1865)

Misafoaha ihany ianareo, ry firenena ô, nefa mbola ho ringana mihitsy ianareo; Ary mihainoa ihany, ry tany lavitra rehetra, misikìna ihany ianareo, nefa mbola ho ringana mihitsy; Eny, misikìna ihany ianareo, nefa mbola ho ringana mihitsy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:9 amin'ny teny manodidina.