Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 8:7 Malagasy Bible (MG1865)

Dia, indro, hampiakarin'ny Tompo hanafotra azy ny rano be sady manonja amin'ny Ony (Dia ny mpanjakan'i Asyria sy ny voninahiny rehetra); Ary ny masondranony rehetra ho tondraka, Ary ny morony rehetra hihoarany;

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:7 amin'ny teny manodidina.