Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 8:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha lazainy aminareo hoe: Milà saina amin'ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao sikidy, izay mitsiatsiaka sy miboeriboerika, Moa tsy Andriamaniny va no tokony hilan'ny olona saina? Fa hila saina amin'ny maty ho an'ny velona va izy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:19 amin'ny teny manodidina.