Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 8:12 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain'ity firenena ity ho tetika fikomiana; Ary aza matahotra izay atahorany na mangovitra ianareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:12 amin'ny teny manodidina.