Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 7:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela.

Vakio ny toko manontolo Isaia 7

Jereo Isaia 7:14 amin'ny teny manodidina.