Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 7:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andron'i Ahaza, zanak'i Jotama, zanak'i Ozia, mpanjakan'ny Joda, no niakaran-dRezina, mpanjakan'i Syria, sy Pelza, zanak'i Remalia, mpanjakan'ny Isiraely, hanafika an'i Jerosalema, nefa tsy nahafaka azy izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 7

Jereo Isaia 7:1 amin'ny teny manodidina.