Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 66:17 Malagasy Bible (MG1865)

Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao an-tanimboly, Ka manaraka ny iray ao afovoany, Ary mihinana ny henan-kisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy; Dia hiaraka ho levona avokoa, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:17 amin'ny teny manodidina.