Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 64:10-11 Malagasy Bible (MG1865)

10. Ny tranonay masina sady mendrika, Izay nideran'ny razanay Anao, dia voadotry ny afo, ary rava ny zavatray mahafinaritra rehetra.

11. Ary mbola mahatsindry fo amin'izany zavatra izany ihany va Hianao, Jehovah ô? Hangina va Hianao ka hampahory anay mafy loatra?

Vakio ny toko manontolo Isaia 64