Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 60:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ho solon'ny nahafoizana anao sy ny nankahalana anao ary ny tsy nandehanan'olona namaky anao, dia hasandratro ho rehareha mandrakizay ianao, eny, ho fifaliana hatramin'ny taranaka fara mandimby.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:15 amin'ny teny manodidina.