Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 60:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny hafa firenena no hanangana ny mandanao, ary ny mpanjakany hanompo anao; fa tamin'ny fahatezerako no namelezako anao. Ary amin'ny fitiavako kosa no amindrako fo aminao,

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:10 amin'ny teny manodidina.