Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 6:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary na dia misy ampahafolony aza sisa, Dia mbola hosimbana ihany koa izany Kanefa kosa tahaka ny hazo terebinta sy ny ôka, Izay mbola misy fotony ihany na dia voakapa aza, Dia toy izany no mbola hisiana taranaka masina ho fotony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 6

Jereo Isaia 6:13 amin'ny teny manodidina.