Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 58:6 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy izao va no fifadiana izay ankasitrahako: Dia ny hamaha ny famatoran'ny faharatsiana, sy hanaboraka ny fehin'ny zioga, sy handefa ny ampahorina ho afaka, ary hanapatapaka ny zioga rehetra?

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:6 amin'ny teny manodidina.