Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 58:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay taranakao no hanangana ny efa rava ela, ary ny naorina hatry ny fony fahagola no hamboarinao; ary ianao dia hatao hoe mpamboatra ny rava, mpamelon-dalana honenana amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:12 amin'ny teny manodidina.