Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 55:7 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin'i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, Eny, ho amin'Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:7 amin'ny teny manodidina.