Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 54:4 Malagasy Bible (MG1865)

Aza matahotra, fa tsy ho menatra ianao; ary aza mangaihay, fa tsy havela ho afa-baraka ianao; fa ho hadinonao ny henatry ny fahatanoranao, ary tsy ho tsaroanao intsony ny tondromasonao fony mpitondratena.

Vakio ny toko manontolo Isaia 54

Jereo Isaia 54:4 amin'ny teny manodidina.