Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 53:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nokasaina hatao tao amin'ny olo-meloka ny fasany (Nefa teo amin'ny mpanankarena Izy, rehefa novonoina), na dia tsy nanao ratsy aza Izy, sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 53

Jereo Isaia 53:9 amin'ny teny manodidina.