Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 53:7 Malagasy Bible (MG1865)

Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak'ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan'ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 53

Jereo Isaia 53:7 amin'ny teny manodidina.