Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 53:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa naniry teo anatrehany tahaka ny zana-kazo madinika Izy sy tahaka ny solofon-kazo amin'ny tany karankaina; tsy nanana endrika na fahatsaran-tarehy Izy; Ary raha nijery Azy isika, dia tsy nisy hatsaran-tarehy haniriantsika Azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 53

Jereo Isaia 53:2 amin'ny teny manodidina.