Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 52:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia toy izany no hampihendratrendratany ny firenena maro; ny mpanjaka hitampim-bava aminy; fa izay tsy mbola nolazaina tamin'ireny no ho hitany, ary izay tsy mbola reny akory no hosaintsaininy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 52

Jereo Isaia 52:15 amin'ny teny manodidina.