Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 50:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ny lamosiko natolotro ho amin'ny mpikapoka, ary ny takolako ho amin'izay manongobaoka; ny tavako tsy nafeniko tamin'ny henatra sy ny rora.

Vakio ny toko manontolo Isaia 50

Jereo Isaia 50:6 amin'ny teny manodidina.