Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 50:1 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Aiza izay taratasy fisaoram-bady nisaorako an-dreninareo? Ary iza amin'izay manan-trosa amiko no nivarotako anareo? Tsia, fa noho ny helokareo ihany no nivarotana anareo, ary noho ny fahadisoanareo ihany no nisaorana an-dreninareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 50

Jereo Isaia 50:1 amin'ny teny manodidina.