Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 5:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hirohondrohona aminy amin'izany andro izany izy Tahaka ny firohondrohon'ny ranomasina; Ary raha mijery ny tany ny olona, dia indro aizina sy fahoriana; Ary ny fahazavana hohamaizinin'ny rahona.

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:30 amin'ny teny manodidina.