Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 5:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nasainy io, ka nesoriny ny vato, Ary novoleny karazam-boaloboka tsara, Sady nanao tilikambo teo afovoany Izy Ary nandavaka famiazam-boaloboka teo; Dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy, Kanjo namoa voalobo-dratsy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:2 amin'ny teny manodidina.