Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lokanga sy ny valiha, ny ampongatapaka sy ny sodina ary ny divay no foto-panasany; Fa ny asan'i Jehovah tsy mba jereny, Ary ny ataon'ny tanany tsy mba hitany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:12 amin'ny teny manodidina.