Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 49:23 Malagasy Bible (MG1865)

Mpanjaka no ho rainao mpitaiza anao, ary zanakavavin'andriana no ho reninao mpampinono anao; hiankohoka amin'ny tany eo anatrehanao izy ka hilelaka ny vovoka amin'ny tongotrao; Dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah, ka tsy ho menatra izay miandry Ahy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:23 amin'ny teny manodidina.