Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 48:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nambarako taminao hatramin'ny fahiny izany, eny, fony tsy mbola tonga aza izany, dia efa nambarako taminao rahateo, fandrao hataonao hoe: Ny sampiko no nanao izany, ary ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra anidina no nandidy izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:5 amin'ny teny manodidina.