Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 48:18 Malagasy Bible (MG1865)

Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao,

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:18 amin'ny teny manodidina.